msh_luk_text_udb/03/01.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny tao faha limy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberie Kaisara - tamy Pontio Pilato ro goveronoran'i Jodia, Heroda la mpanapaky tao Galilia, Filipo rahalahiny la mpanapaky tao amin'ny faritsy Itoria voho Trakonitisy, sady Lysania la mpanapak'i Abilena, \v 2 tagnatiny gny fisorognam-ben'i Aniasy voho Kaiafa - la avy tamin'i Jaona anaky lahin'i Zakaria tagny agn'efitsy gny safan-Dranagnahary.