msh_luk_text_udb/01/69.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 69 Nanondrotry avo gny tandrom-pagnavota ho gnantsika tao an-tragnon'i Davida mpanompony Ie, \v 70 tahaky gny raha nivolaniny tagnamin'ny gny vavan' ireo mpaminany masy tamin' ny gn' andro taloha tagny. \v 71 Handay famonjea ami-gny fahavalontsika voho gnagnamin'ny tanan' ireo iaby tsy teagn' antsika Ie.