msh_luk_text_udb/01/39.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 39 Ka tamin'ny zay andro zay i maria niala ka nandeha mare tagny amin'ny gny tany abo, agny amin'ny tanan' i Jodia. \v 40 nandeha tagny antragnon' izakaria Ie sady niarahaba an' i Elizabeta. \v 41 Sady lafa nahare gny fiaraban' i Maria Elizabeta, la nihetsiketsiky gn' aja tan-kibony tao, sady feno gny Fanahy masy Elizabeta.