msh_luk_text_udb/01/34.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 34 Ka hoy Maria tamin' Anjely: Ka manao akory gny hofandehan' izay, fa mbo tsy nandry tambohon- johary zaho? " \v 35 Gn' anjely namaly ka nivola tagnaminy hoe:"Hilatsaky agnaminao gny Fanahy masy, sady gny herinign' i Avo ro ho avy agnaminao. Ka lay masy hateraky la hokaihy hoe Anakin-Dranagnahaary