msh_luk_text_udb/01/30.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 30 Ka hoy gny anjely tagnaminy:" ka matahotry, Maria, fa nahita fankasitraha tamin' Andriamanitry iha. \v 31 Ingo, fa hovesatry iha ka hiteraky zaza johary. Ka gnagnarany ho kaihanao hoe'Jesosy'. \v 32 Ho valagnatoky Ie ka hokaihy hoe anaky gny Avo. Gny Tompo Ndragnahary hanome azy gny seza fiandrianan'i Davida razambeny. \v 33 ka hanjaka hatraminy farany amin'ny taranak'i Jakoba Ie, ka tsy hana fitampera gny fanjakany.