msh_luk_text_udb/01/26.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 26 Tamign' ny faha enim-bola, la nirahin-Dragnahary gny anjely Gabriela nandeha tagny amin'ny tana raiky tao Galilia atao hoe nazareta, \v 27 ho agny aminy Virjiny raiky zay fofom-baly johary natao hoe Josefa. Agnisany taranak' i davida ie, sady gnagnaran' ny Virjiny Maria. \v 28Nandeha teo agnilany Ie sady nivola hoe:" Akory, lahy nihasoavy mare! Gny Tompo ho ao agnaminao." \v 29 Fa la tena very hevitry tamin'ny gny volany Ie nanontany vata hoe fa fiaraba manao akory va zao.