msh_luk_text_udb/01/16.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 16 Maro amign'ny vahoakin'Israely ro nitoliky amin'ny tompo Drahagnaharin-drozy.\v 17Handeha eo alohan'ny Tompo amin'ny gny fanahy voho gny herin'Elia ie. Zay ro nataony mba hitolihan' ny gny fon'ny gny baba amin'ny gn'anaky, mba handenan-drozy ze tsy mankasitraky ami-gny lalan'ny fahendren'ny gny to mba hihetsegnan'ny gn'olo zay fa nioma ho gnan'ny Tompo zay fa niomany ho Azy.