\v 26 Rozy la nitandraky gny faritr'i Gerasena, zay tandrifin'ny farihin'i Galilea. \v 27 Sady lafa niakatsy hagnegny an-tanety Jesosy, la nifanena tamin'ny johary raiky bakao an-tana zay nisy demonia. Sady fa ela ie ro tsy niakanjo, voho tsy nipetraky tao an-tragno fa tegny amin'ny fasana.