\v 1 Sady tafara kelin'izay la nanomboky nandeha nitety tana voho vohitsy sambihafa Jesosy, nitory voho nagnambara gny filazantsara mahakasiky gny fanjakan-Dranagnahary. Niaraky tagnaminy reo roa ambin'ny folo lahy, \v 2 manahaky reo sevaky sasany zay sitrana tamin'ny fagnahy raty voho gny arety: Maria zay kinaiky hoe Magdalena, zay fa namoaha demonia fito; \v 3 Johana, valin'i Koza, zay mpitandraharahan'i Heroda, sady Sosana; voho reo maro hafa koa, zay, tamin'ny fananan-drozy, la nagnome zay nilan-drozy.