\v 21 Nagnontany Gnazy rozy, nivola hoe:"Mpampagnatsy o, hainay Iha fa mivola voho mampagnanatsy am-pahamarigna, sady tsy voasariky gny hevits'ia na ia, fa iha la mampagnanatsy gny fahamarigna mahakasikign'ny lalagn'Andranagnahary. \v 22 Ara-dalagna ho gnanay va gny mandoa hetra amin'i Kaisara, sa tsia?"