\v 78 Izay ro hiseho la nohon'ny famindram-po masin'ny Ndranagnaharintsika, nohon'ny amin'izay ro hiposahan'ny masoandro baka amin'ny abo mba ho ho avy hagnampy gnantsika, \v 79 hanagnazava gnan'ireo zay mipetraky ao agnatin'ny maiky voho reo ao agnatin'ny aloky gny fahafatesa. Hataony zay mba hitariha gny tombontsika amin'ny lalam-piadagna."