\v 26 Loza ho gnanareo, lafa mivola soa mikasiky gnanareo gny olo iaby, fa mitovy amin'izay gny nataon'ny razan-drozy tamin'ireo mpaminany sandoky.