\v 28 Lafa nahajery gnan'i Jesosy ie, la nikoraky mare voho niankohoky teo agnatrehany ka nivola tamin'ny feo mafy hoe: " Ino ro iraisanao agnamiko, ry Jesosy, anakin-Dranagnahary abo indrindra o? Miangavy Gnanao aho, ka mampijaly gnahy." \v 29 Fa Jesosy nandidy gny fagnahy maloto hiala amin'ilay johary. Fa efa tagnatiny gny fotoa maro ro nangeja gnazy izany, ka na la nifatora tamin'ny rojo voho gadra vy sady nambena aza ie la nipotehiny reo rojony sady nandesin'ny demonia tagny agn'efitsy ie.