\v 10 Ndra ombiambia nareo militsy tanà ka tsy mandramby anareo rozy, la miboaha egny an-dala sady volagno hoe: \v 11 Fa ndra gny vovoky gny tanànareo mifanoky amign'ny tombokinay la ho fafanay hanohitsy gnanareo! Haizo anefa izao: Fa mariniky gny fanjakan'Andriamatsy.' \v 12 Volagniko aminareo fa amign'ny androgn'ny fitsara la ho azo lefery vatany gny an'i Sodoma sady gny an'izay tanà izay