\v 49 Jaona namaly hoe: " Tompo o, nahajery olo raiky rahay nangalaky demonia tamin'ny agnaranao la nisakananay ie, fotony ie tsy manara-dia miaraky agnaminay." \v 50 " Ka rara ie," hoy Jesosy, " fotony zay tsy manohitsy gnanareo la mikasiky gnanareo.