\v 49 Bakeo laha mbo nivola ie, la nisy olo raiky avy amin'ny tragnon'ny mpitariky synagoga, nanao hoe: " Maty gny anakao vavy. Ka manahira gny mpampianatsy sasy." \v 50 Fa lafa nahaja izay Jesosy, la namaly gnan'i Jairo Ie hoe: " Ka matahotsy; minoa avao, la ho sitrana ie.