\v 12 Tamin'izay andro izay la nandeha nagnagny an-tendrombohitsy Ie mba hivavaky. Nitohizany gny haliky manontolo gny fivavahana tamin-Dranagnahary. \v 13 Lafa avy gny andro, nikaiky gny mpianany ho eo aminy Ie, sady nifily roe ambin'ny folo tamin'ireo Ie, zay kinainy avao koa hoe Apostoly.