\v 1 Sady tamin'ny Sabata la nandeha nagnagny an-tanimbary Jesosy sady reo mpianatsy nangalaky gny salohim-bary, nikosoky zay tamin-drozy sady nihina gny voa. Fa gny sasany tamin'ireo Fariseo kosa nivola hoe: " Nagnino nareo ro manao raha tsy ara-dalana gny manao gnazy amin'ny andro Sabata?"