\v 7 Sady gny sasany la voafafy teo amin'ny fatiky, sady gny fatiky niaraky nitiry tamin'ny voa ka nangeja izany. \v 8 Gny sasany voafafy tegny amin'ny tany lonaky ka namoa vokatsy izay soa lavitsy abo zato heny." Tafaran'i Jesosy nivola reo raha reo, la nikaiky mare Ie hoe: " Ze manan-tsofy hinjanjigna, aoka ie hijanjy."