\v 27 Gny johary mpanan-kanagna nivola hoe: ' Miangavy gnanao aho, ry Abrahama Ray, mba hagnirahanao gnazy ho agny an-tragnon-draiko_ \v 28 fa mana rahalahy dimy aho_ mba afahany mampitandry gnan-drozy, nohon'ny tahotra gny hatongavan-drozy atoy amy toy toeran'ny fijalia toy avao koa."