\v 61 Nitoliky, gny Tompo nagnenty gnan'i Petera, sady Petera nahatiaro gny tenin'ny Tompo, tamin'ny nivola tagnaminy Ie hoe: " Alohan'ny hanenoan'ny akoho henanio la handa Gnahy intelo iha." \v 62 Niboaky tagny amonto Petera sady nitomany mare.