\v 17 La nandray kapoaky Jesosy, sady lafa nisaotsy Ie, la nanao hoe: " Rambeso toy, sady zarao agnaminareo. \v 18 Fa ambarako agnaminareo, tsy hino gny vokatsy gny voaloboky sasy Aho, mandra-pahavin'ny fanjakan-Dranagnahary."