\v 3 Sady gny mpitandrim-panagna nivola tagny an-tsay hoe: " Ino ro tokony ataoko, fa mangalaky gnahy amin'ny asa tantaniko gny tompoko? Tsy manan-kery hiasa tany aho, sady megnatsy gny hangataky aho. \v 4 Haiko gny ho ataoko, mba lafa alany amin'ny asa fitantanako aho, la hampandroso gnahy ao an-tragnon-drozy gny olo.'