\v 29 Ka mila zay ho haninareo voho zay ho inominareo, sady ka miahiahy. \v 30 Fa reo firenena iaby eto amin'izao tontolo zao reo la mila regny raha regny, sady hainy gny Babanareo fa mila regny nareo.