\v 15 Noroasin-drozy niala gny tanim-boaloboky ie sady novonoan-drozy. Ino zany ro ho ataon'ny tampogn'ny tanim-boaloboky amin-drozy? \v 16 Ho avy ie sady hamotiky reo mpamboly voaloboky, sady hagnome gny tanim-boaloboky ho gnan'ny hafa." Lafa nahajanjy izay rozy, la nivola hoe:"Sagnatria amin'Andranagnahary!"