\v 18 Niaraky tamin'ny fagnanara maro hafa avao koa, Jaona nitory vaovao soa ho gnan'ny vahoaky. \v 19 Heroda mpanapaky lafa nanarina nohon'ny fanambalia gny valin-drahalahy Herodiasy, voho nohon'ny raha raty hafa iaby zay vitany, \v 20 la ho fanampian'izay iaby izay la nizotso tagny am-gadra Jaona.