\v 19 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Raha ino?" Rozy namaly Gnazy hoe: " Reo raha mikasiky gnan'i Jesosy gny Nazarena, zay mpaminany, nahery tamin'ny asa voho gny safa teo agnatrehan-Dranagnahary voho gny olo iaby. \v 20 sady gny fomba nanoloran'ireo lohan'ny mpisoro voho reo mpanapakay Gnazy mba ho meloha ho maty voho gny namonoa Gnazy teo amin'ny hazo fijalia.