\v 39 Ho fanampin'izay la fantaro zao fa laha hay gny tompon-tragno gny fotoa hiavian'ny mpangalatsy, la tsy namela gny tragnony ho vaky ie. \v 40 Mivonona avao koa, fa tsy hainareo gny fotoa hiavian'ny Anak'olo."