\v 22 Jesosy nivola tamin'ireo mpianany hoe: " Noho izay la ambarako agnaminareo aza manahy gny amin'ny ainareo- zay ho haninareo, na gny mikasikin'ny vatanareo- zay ho sikinareo. \v 23 Fa gny ay la mihoatsy noho gny hany, sady gny vata la mihoatsy noho reo fisikina.