\v 20 Fa Ndranagnahary nivola tagnaminy hoe: ' Ralehilahy adala, androany haliky gny fagnahinao ro hala agnaminao, ka reo raha zay nomaninao, ho an'ia reo?' \v 21 Izay gny olo zay mamory hanagna ho gnan'ny vatany sady tsy manan-kanagna manoloa an-Dranagnahary."