\v 1 Tamin'izay, lafa niara-niango gny vahoaky agn'arivony maro, maro loatsy hany ka nifanitsa-kitro rozy, voalohany mare la nanomboky nivola tamin'ireo mpianany Ie hoe: " Tandremo gny masirasiran'ireo Fariseo, zay fiatsarambelatsihy.