\v 53 Tafaran'ny nialan'i Jesosy teo, la nanohitsy Gnazy gny mpanora-dalana voho gny Fariseo sady nialy hevitsy taminy mahakasiky gny raha maro, \v 54 sady niezaky gny hamandriky Gnazy tamin'ny teniny avao.