\v 32 Gny joharin'i Ninive la hiaraky hitsanga amy toy avorohota toy amin'ny fitsara sady hagnameloky gnazy, fotony nibebaky tamin'ny nitorian'i Jona an-drozy, sady ingo, misy olo bevata noho Jona eto.