\v 41 Namaly Jesosy ka nanao hoe: " Nareo tsy mpino voho avorohota raty fitondran-tena, hafiria ro tsy maintsy hipetrarako miaraky agnaminareo voho hiaretako miaraky agnaminareo? Andeso atoy gny anakao johary." \v 42 Lafa namonjy gny aja johary, la natoran'ny demonia tamin'ny tany ie sady nampihinjitsinjitsy gnazy. Fa Jesosy nivola mare gny fagnahy maloto sady nanasitra gny aja johary, sady nampimpoly gnazy tagny amin'ny babany.