\v 23 Lafa nanomboky gny asa fanompoany Jesosy, la teo amin'ny telo-polo tao teo Ie. Ie ro anaky lahin'i (araky gny fihevera) Josefa, anak'i Hely, \v 24 anak'i Matata, anak'i Levy, anak'i Melky, anak'i Janay, anak'i Josefa.