\v 59 Tamign' ny andro faha folo la niavy gn' andro hisavara gn' aja reo. Fa ho nikaihin-drozy hoe "zakaria," manahaky gnagnaran'ny Babany Ie.\v 60 Fa gny reniny koa namaly ka nivola hoe:" Aha! Jaona ro ikaiha gn'Azy." \v 61 Ka hoy rozy tagnaminy: " Tsy misy ami-gny longonao ro nikaihy tamin'ny agnara zay."