\v 56Nijano nipetraky tao agnamin'i Elizabeta tokony ho telo vola i Maria bakeo nimpoly noly tagny an-tragnony. \v 57 La niavy gn' andro hiterahan' i Elizabeta gnanany ka niteraky zaza johary Ie. \v 58 Nahare gny famindram-po valagnatoky nataon'ny Tompo tagnaminy reo mpiharo tana agnaminy.voho reo longony, ka niaraky hafalia tagnaminy rozy.