\v 8 Ary zay la mahakasiky gnan' i zakaria teo amin'ny fagnatrehan-Dranagnahary, nagnantanteraky reo asa fisorogna araky gny fisolosoloan'ny isan-tokogna.\v 9 Araky gny fomba fataon-drozy gny amin'ny fifilia mpisoro zay tokony hanompo, la voafilin'ny Kodia kely hilitsy hagnoro gny emboky magnitry tao antranoben-Dranagnahary ie. \v 10 Tamin'ny fotoa nagnoroa gny emboky magnitry la nivavaky mbamonto begny gn' olo maro iaby.