auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-03-24 09:41:40 +03:00 committed by root
parent a8feffb798
commit c202091b8e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Manontany gnanareo aho, ara-dalana amin'ny Sabata va gny fanaova gny soa va gny fanaova gny raty, gny manavotsy a
\v 9 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Manontany gnanareo aho, ara-dalana amin'ny Sabata va gny fanaova gny soa va gny fanaova gny raty, gny manavotsy ay sa gny mamotiky gnazy?" \v 10 Sady nijery gny manodidy gnazy iaby Ie ka nivola tamin'ny johary hoe: " Amparo gny tagnanao." Nanao izay ie, sady sitrana gny tagnany. \v 11 Nefa feno hatezera rozy sady nifampiresaky mikasiky zay mety ho hataon-drozy amin'i Jesosy.