auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-04-11 14:03:27 +03:00 committed by root
parent 3ea7b21e45
commit 920fb365fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Nimpoly an-kafalia reo fito-polo, ka nivola hoe: " Tompo, na la gny demonia aza la nisiziky anay tamin'gny anaranao." \v 18 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Nagnenty an'i Satana nilatsaky bakan-dagnitsy manahaky gny helatsy Aho." \v 19 Henteo, fa nomeako gnanareo gny fahefa hanitsaky gny menarana, gny maingoka, sady agnabogn'ny hery
\v 17 Nimpoly an-kafalia reo fito-polo, ka nivola hoe: " Tompo, na la gny demonia aza la nisiziky anay tamin'gny anaranao." \v 18 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Nagnenty an'i Satana nilatsaky bakan-dagnitsy manahaky gny helatsy Aho." \v 19 Henteo, fa nomeako gnanareo gny fahefa hanitsaky gny menarana, gny maingoka, sady agnabogn'ny hery iaby gny fahavalo, sady ndra ino ino la tsy hisy handratsy gnanareo amign'ny fomba iaby. \v 20