@ -0,0 +1 @@
\v 3 Pilato nagnontany Gnazy, nivola hoe: " Iha va ro mpanjakan'ny Jiosy?" Jesosy namaly gnazy sady nivola hoe: " Voalazanao." \v 4 Pilato nivola tamin'ireo lohan'ny mpisoro voho reo vahoaky hoe: " Tsy mahajery fahadisoa amy toy johary toy aho." \v