diff --git a/11/49.txt b/11/49.txt index d094138..8cb3ced 100644 --- a/11/49.txt +++ b/11/49.txt @@ -1 +1 @@ -\v 49 Noho izay avao koa, ro nagnambaran'ny fahendren-Dranagnahary hoe: \ No newline at end of file +\v 49 Noho izay avao koa, ro nagnambaran'ny fahendren-Dranagnahary hoe: ' Handefa mpaminany voho apostoly amin-drozy Aho, sady rozy hamono voho hanenjiky gny sasany amin-drozy." \v 50 Toy avorohota toy, izay, ro ho tompon'andraikitsy amin'ny lion'ireo mpaminany iaby nilatsaky hatramin'ny naharian'izao tontolo zao, \v 51 nanomboky teo amin'ny lion'i Abela ka hatramin'ny lion'i \ No newline at end of file