auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-03-07 08:48:24 +03:00 committed by root
parent 9870734e0d
commit 4ebad2cc1f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 Gny ray aman-dreniny la nagnagny Jerosalema isan-tao hamonjy gny Firavoravoan'ny Paska. \v 42 Lafa roe ambin'ny folo tao Ie, la nandeha nagnagny araky gny fomba fatao amin'ny fety nd
\v 41 Gny ray aman-dreniny la nagnagny Jerosalema isan-tao hamonjy gny Firavoravoan'ny Paska. \v 42 Lafa roe ambin'ny folo tao Ie, la nandeha nagnagny araky gny fomba fatao amin'ny fety ndraiky rozy. \v 43 Sady lafa baka nipetraky tagny tagnatiny gny andron'ny fety iaby rozy, la nanomboky nimpoly noly rozy. Fa Jesosy aja johary nijano tagny Jerosalema nefa tsy hainy gny ray aman-dreniny izay. \v 44 N