auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-03-23 10:44:55 +03:00 committed by root
parent 09903afb07
commit 47dda0783b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Bakeo la naoriny gny taratasy, nampoliny tagny amin'ny mpitandrina, sady nipetraky Ie. Gny fijerin'ireo iaby tao amin'ny Synagoga la nibanjina Gnazy. \v 21 Nanomboky niresaky tamin-drozy Ie hoe: " Androan
\v 20 Bakeo la naoriny gny taratasy, nampoliny tagny amin'ny mpitandrina, sady nipetraky Ie. Gny fijerin'ireo iaby tao amin'ny Synagoga la nibanjina Gnazy. \v 21 Nanomboky niresaky tamin-drozy Ie hoe: " Androany toy Soratsy Masy toy la tanteraky eo am-pojanjignanareo." \v 22 Gny iaby tao la nivola soa gny mikasiky Gnazy sady treriky tamin'ny tenim-pahasoava zay naloaky gny vavany rozy, sady nanontany Rozy hoe: " Fa tsy gny anak'i Josefa va toy?"