auto save
This commit is contained in:
parent
2a4de032c1
commit
37eeca9423
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 21 Lafa ampy fitaova soa gny johary mahery raiky miamby gny tragnony, la voaaro gny hanagnany, \v 22 nefa kosa laha mahery noho ie gny johary raiky ka mandresy gnazy, la alain'ny johary mahery kokoa amin'ny johary gny
|
\v 21 Lafa ampy fitaova soa gny johary mahery raiky miamby gny tragnony, la voaaro gny hanagnany, \v 22 nefa kosa laha mahery noho ie gny johary raiky ka mandresy gnazy, la alain'ny johary mahery kokoa amin'ny johary gny fialiany, sady ho robainy gny fanagnan'ny johary. \v 23 Zay tsy miaraky agnamiko la manohitsy Gnahy, sady zay tsy miango miaraky agnamiko la misaraky.
|
Loading…
Reference in New Issue