2022-04-08 13:19:52 +00:00
|
|
|
\v 38 Gny johary niboahan'ny demonia la niangavy taminy mba hamela gnazy handeha hiaraky aminy, fa Jesosy nandefa gnazy, nivola hoe: \v 39 " Mimpolia agny an-tragnonao ka manomeza tatitsy feno mikasiky zay nataon-Dranagnahary tagnaminao." Sady gny johary nandeha tamin'ny lalany, la nagnambara manera gny tana iaby zay nataon'i Jesosy taminy.
|