msh_luk_text_udb/09/26.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-18 08:34:16 +00:00
\v 26 Fa na ia na ia megnatsy gny agnamiko voho reo safako, la ho megnatsy gnazy koa gny Anak'olo lafa avy amin'ny voninahiny, voho gny gny Babany voho reo anjely masy Ie. \v 27 Fa ambarako to agnaminareo, fa gny sasany agnamin'ireo zay mitsanga eto la tsy hahajery fahafatesa mialohan'ny ahajerea gny fanjakan-Dranagnahary."