msh_luk_text_udb/12/08.txt

1 line
288 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-12 13:22:56 +00:00
\v 8 Hoy Aho agnaminareo, zay iaby manainky Gnahy eo agnatrehan'ny olo, gny Anak'olo avao koa la hanaiky gnazy eo agnatrehan'ireo anjelin-Dranagnahary, \v 9 fa zay manda Gnahy eo agnatrehan'ny olo la ho lavy eo agnatrehan'ireo anjelin-Dranagnahary. \v 10 Zay iaby mivola manohitsy gny Ana