msh_luk_text_udb/08/47.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-08 12:13:30 +00:00
\v 47 Lafa jerin'ilay vehivavy fa tsy takona ie, la nangitikitiky ie sady niankohoky teo Aminy. Nambarany teo imason'ny olo gny antony nikasihany Gnazy, voho gny fomba nahasitrana gnazy avy hatrany. \v 48 Sady Ie nivola tagnaminy hoe: " Ry zanaka vavy, gny finoanao ro nahasitrana gnanao. Mandehana am-piadagna."