2022-04-17 12:49:57 +00:00
|
|
|
\v 27 Maro tamin'ireo vahoaky, voho reo ampela zay nalahelo mare voho nisao Gnazy, ro nagnaraky Gnazy. \v 28 Fa lafa nitoliky tagny amin-drozy, la nivola Jesosy hoe: " Ry anak'ampelan'i Jerosalema, ka mitomany Gnahy, fa mitomania ho gnan'ny vatanareo voho ho gnan'ireo anakareo.
|